mercredi 25 septembre 2013

Tournoi du Club 608


Natao tamin'ny asabotsy (14 au 15 septembre 2013) teo ny tournoi échecs karakarain'ny Club 608 ao Paris, 48 ny nandray anjara, 5 rondes ary ny cadence 1hX2 miampy 30s/coup.
Nandresy mazava tamin'ny score 5pts/5 i Fy Rakotomaharo ary nibata ny laharana voalohany. Nahagaga ny mpilalao rehetra dia teo amin'ny 4ème ronde, ny fandreseny an'ilay champion de France Cadet (U18), Grigorian Roudolphe, isan'ny favori tao amin'io tournoi io.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

ajouter votre commentaire ici